Livre d'or
9 message(s) dans le livre d'or
-
Faly miarahaba antsika rehetra.
Maniry tokoa raha mba fikarohana miompana amin'ny ny mahakasika ny lafiny "fomba ara-panahy Malagasy mifandraika amin'i Fiakarana no hamerenana indray ny hasin'izany toerana manan-kasina lehibe izany.
Mirary ny soa indrindra. -
Bonjour,
un grand merci pour votre site. J'ai rencontré Monikia dans son restaurant à Paris à la fin des années 1980. Nous avons bavardé devant son scopitone. Elle avait chanté pendant que les gens dinaient. C'est un merveilleux souvenir -
En hommage au groupe des SURFS Dont les filles reposent dans ce village .. C'etait ma jeunesse je l'ai appréciés beaucoup !! merci
-
Soson-kevitra ho an'izay havanana, ny mba anaovana tetiharana eto amin'ity sehatra ity satria maro ny tsy mifankahalala
Éliane, zanak'i dadatoa RAFALY -
misaotra amin'ny ezaka serasera toy izao fa mahavelom-bolo dia mirary soa hatrany ho antsika rehetra na aiza na aiza iparitahantsika
-
Mafaly ny mamaky indray ity site ity.
Tohizo ny fanetsiketsehina.
Nandalo teny Fiakarana izahay ny 11/08/2011 teo.Nifankahita tamin'ny ny fianakaviana sasantsasany : Valérie Rakotoarivony, Badouda,zanak'i Modeste, sns.
Dia mirary soa an'ny rehetra.
Manantsoa ANDRIAMIARINA eto Paris taranak'i Dadabe RANDRIAMIARINA Georges. -
Merci de nous faire visiter ce village des Surfs que je ne connaissais pas. De belles photos. Et je vois que c'est un village qui bouge beaucoup pendant nos fêtes nationales. Mes amitiés.
-
Un charmant petit village que j'aime visiter une fois par année. Merci pour les visites virtuelles. J'ai beaucoup apprécié.
-
Coucou ! Fiakarana est certainement pour vous, ce que Royat est pour moi. Bisous!
Écrire un message sur le livre d'or